Exodus 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tany an-dalana, tao amin’ny fandriam-bahiny i Mosesy, dia nitsena azy NY TOMPO ka nitady hamono azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny an-dalana, teo amin’ny toerana anankiray nandrian’i Môizy, tamy nitsena azy i Iaveh, nitady hahafaty azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony teny an-dalana, indray alina tao an-tranombahiny, dia nanatona an’i Mosesy ny TOMPO ka nitady hamono hahafaty azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tany an-dalana tao amin'ny fandriam-bahiny izy, dia nitsena azy Jehovah ka nitady hamono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tany an-dalana, tao amin’ny fandriam-bahiny i Mosesy, dia nitsena azy NY TOMPO ka nitady hamono azy.
malagasy
Ary nony tany an-dalana tao amin'ny fandriam-bahiny izy, dia nitsena azy Jehovah ka nitady hamono azy.