Exodus 4:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka fiharatra vato i Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia nakasony ny tongony ka hoy izy: Vady azoko tamin’ny fandatsahan-dra ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nalain’i Sefôrà ny fiharatra vato ka noforàny ny zanany lahy, dia nakasiny ny tongotr’i Môizy ny nesoriny teo, nataony hoe: «Vady tamin-dra ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nalain’i Tsipôrà ny vato maranitra, dia noforany ny zanany lahy; ary natehiny teo anelanelam-pen’i Mosesy ilay vato, sady hoy izy tamin’ny vadiny: «Eny, vady azo tamin’ny ra ianao ho ahy.»
Malagasy Bible 1865
Dia naka fiharatra vato Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia natsipiny teo anilan'ny tongony, ka hoy izy: Efa vady azoko amin'ny fandatsahan-drà ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka fiharatra vato i Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia nakasony ny tongony ka hoy izy: Vady azoko tamin’ny fandatsahan-dra ianao!
malagasy
Dia naka fiharatra vato Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia natsipiny teo anilan'ny tongony, ka hoy izy: Efa vady azoko amin'ny fandatsahan-drà ianao.