Exodus 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala taminy Izy rehefa hoy Ravehivavy hoe: Vady azo tamin’ny fandatsahan-dra ianao, noho ny famorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy naninona azy i Iaveh. Tamin’izay no nilazan-dravehivavy hoe: «Vady tamin-dra noho ny famorana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nialan’Andriamanitra tsy nataony inona i Mosesy. Nolazain’i Tsipôrà hoe «vady azo tamin’ny ra» i Mosesy noho ny famorana.
Malagasy Bible 1865
Dia niala taminy Izy; ary hoy ravehivavy: Vady azo amin'ny fandatsahan-drà ianao, noho ny fora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala taminy Izy rehefa hoy Ravehivavy hoe: Vady azo tamin’ny fandatsahan-dra ianao, noho ny famorana.
malagasy
Dia niala taminy Izy; ary hoy ravehivavy: Vady azo amin'ny fandatsahan-drà ianao, noho ny fora.