Exodus 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nambaran’i Mosesy tamin’i Arona izay teny rehetra nanirahan’NY TOMPO azy sy izay famantarana rehetra nandidiany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahalalain’i Môizy an’i Aarôna avokoa ny teny nampitondrain’i Iaveh azy, sy ny famantarana rehetra nodidiany hataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’i Mosesy an’i Aharôna avokoa ny teny rehetra nanirahan’ny TOMPO azy sy ny famantarana rehetra izay nasainy nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary nambaran'i Mosesy tamin'i Arona izay teny rehetra efa nanirahan'i Jehovah azy sy izay famantarana rehetra efa nandidiany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nambaran’i Mosesy tamin’i Arona izay teny rehetra nanirahan’NY TOMPO azy sy izay famantarana rehetra nandidiany azy.
malagasy
Ary nambaran'i Mosesy tamin'i Arona izay teny rehetra efa nanirahan'i Jehovah azy sy izay famantarana rehetra efa nandidiany azy.