Exodus 4:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nandeha i Mosesy sy i Arona ka nanangona ny loholon’ny Zanak’Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notohizan’i Môizy sy i Aarôna ny diany, ka namory ny loholona rehetra amin’ny zanak’i Israely izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia niara-nandeha izy mirahalahy, ka namory ny loholona rehetra tao amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nandeha Mosesy sy Arona ka nanangona ny loholon'ny Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nandeha i Mosesy sy i Arona ka nanangona ny loholon’ny Zanak’Israely rehetra.
malagasy
Dia lasa nandeha Mosesy sy Arona ka nanangona ny loholon'ny Zanak'Isiraely rehetra.