Exodus 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Atsipazo amin’ny tany iny. Dia natsipiny tamin’ny tany izany ka tonga menarana ary nandositra azy i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: «Atsipazo amin’ny tany iny.» Dia natsipiny tamin’ny tany, ka nanjary bibilava; ka vaky nandositra azy i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO hoe: –Atsipazo amin’ny tany iny! Dia natsipin’i Mosesy tamin’ny tany izany ka tonga bibilava. Nandositra azy i Mosesy,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Atsipazo amin'ny tany iny. Dia natsipiny tamin'ny tany ka tonga menarana, dia nandositra azy Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Atsipazo amin’ny tany iny. Dia natsipiny tamin’ny tany izany ka tonga menarana ary nandositra azy i Mosesy.
malagasy
Ary hoy Izy: Atsipazo amin'ny tany iny. Dia natsipiny tamin'ny tany ka tonga menarana, dia nandositra azy Mosesy.