Exodus 4:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Arona ny teny rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy sady nataony teo imason’ny olona ny famantarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nambaran’i Aarôna avokoa ny teny nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy, sady nataony teo imason’ny vahoaka ny famantarana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nambaran’i Aharôna azy ireo avokoa ny teny rehetra izay nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy, ary notanterahiny teo imason’ny Israelita ny famantarana.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy, sady nataony teo imason'ny olona ny famantarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Arona ny teny rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy sady nataony teo imason’ny olona ny famantarana.
malagasy
Dia nolazain'i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy, sady nataony teo imason'ny olona ny famantarana.Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka.