Exodus 4:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nino ny olona. Rehefa reny fa NY TOMPO efa namangy ny Zanak’Israely ka efa nitsinjo ny fahoriany dia niankohoka tamin’ny tany izy ka nivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nino ny vahoaka; fantany fa efa namangy ny zanak’i Israely i Iaveh sy efa nitsinjo ny fahoriany, ka dia niondrika nitsaoka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nino ny vahoaka ary nahatakatra fa efa nahita ny fahoriany tokoa ny TOMPO, ka nanao izay hanafahana azy. Dia niondrika ny Israelita mba hitsaoka ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nino ny olona. Rehefa reny fa NY TOMPO efa namangy ny Zanak’Israely ka efa nitsinjo ny fahoriany dia niankohoka tamin’ny tany izy ka nivavaka.
malagasy
Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka.