Exodus 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia mba hinoan’ireo fa efa niseho taminao NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Narosony ny tanany dia nandray azy izy ka nanjary tehina indray io teo an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ny TOMPO hoe: –Izany dia mba hahatonga ny Israelita hatoky fa efa niseho taminao Aho TOMPO Andriamanitry ny razany, Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
mba hinoan'ireo fa efa niseho taminao Jehovah, Andriamanitry ny razany, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia mba hinoan’ireo fa efa niseho taminao NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.
malagasy
mba hinoan'ireo fa efa niseho taminao Jehovah, Andriamanitry ny razany, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba.