Exodus 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy hino anao izy ireo ka tsy hihaino ny feon’ny famantarana voalohany dia hino ny feon’ny famantarana manaraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha tsy mino anao izy fa tsy mihaino ny feon’ny famantarana voalohany, dia hino ny feon’ny famantarana faharoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Raha tsy mino anao izy ka tsy mihaino anao amin’ny famantarana voalohany, dia hino anao kosa izy noho ny famantarana manaraka.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy hino anao izy ka tsy hihaino ny feon'ny famantarana voalohany, dia hino ny feon'ny famantarana aoriana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy hino anao izy ireo ka tsy hihaino ny feon’ny famantarana voalohany dia hino ny feon’ny famantarana manaraka.
malagasy
Ary raha tsy hino anao izy ka tsy hihaino ny feon'ny famantarana voalohany, dia hino ny feon'ny famantarana aoriana izy.