Exodus 40:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosory ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanaka rehetra momba azy; hamasino ny alitara dia ho masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanosotra ny ôtely fanaovan-tsorona dorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ianao, hanamasina ny ôtely, dia ho masina indrindra ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohosoranao ilomasina koa ny alitara fisoronana sy ny fitaovana rehetra momba azy; izany no hanokananao azy mba ho voatokana.
Malagasy Bible 1865
Ary hosory ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy ny fanaka rehetra momba azy; ary hamasino ny alitara, dia ho masina indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosory ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanaka rehetra momba azy; hamasino ny alitara dia ho masina indrindra.
malagasy
Ary hosory ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy ny fanaka rehetra momba azy; ary hamasino ny alitara, dia ho masina indrindra izy.