Exodus 40:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosory ny koveta sy ny faladiany ka hamasino izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanosotra ny tavy amam-paladiany ianao dia hanamasina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohosoranao ilomasina koa ny kovetabe sy ny faladiany ka izany no hanokananao azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hosory ny tavy sy ny faladiany, ka hamasino izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosory ny koveta sy ny faladiany ka hamasino izany.
malagasy
Ary hosory ny tavy sy ny faladiany, ka hamasino izy.