Exodus 40:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanatony ireo zanany ka ampiakanjoy azy ny akanjo lava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasainao handroso koa ireo zanany ka hatafinao azy ny tonîka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampanatoninao ireo zanakalahin’i Aharôna ka hampiakanjoinao azy ny fanamiany,
Malagasy Bible 1865
Ary ento ny zanany, ka ampiakanjoy azy ny akanjo lava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanatony ireo zanany ka ampiakanjoy azy ny akanjo lava.
malagasy
Ary ento ny zanany, ka ampiakanjoy azy ny akanjo lava.