Exodus 40:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’i Mosesy izany, araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy izay rehetra nandidian’i Iaveh azy, dia vitany araka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanterahin’i Mosesy an-tsakany sy an-davany ny baiko rehetra nomen’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Mosesy izany: araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’i Mosesy izany, araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Dia nataon'i Mosesy izany: araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy no nataony.