Exodus 40:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa no nananganana ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany amin’ny taona faharoa, dia voatsangana ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany, taona faharoa taorian’ny nialany tany Ejipta, no nananganana ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa no nananganana ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa no nananganana ny tabernakely.
malagasy
Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa no nananganana ny tabernakely.