Exodus 40:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana ny tabernakely i Mosesy; napetrany ny faladiany ary natsangany ny hazofisaka momba azy dia nampidiriny ny barany ary natsangany ny andriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsangan’i Môizy ny Fonenana; naorina ny faladiany, nalahany ny hazo fisany mbamin’ny barany, dia natsangany ny andriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’i Mosesy natsangana ny fonena-masina, ka napetraka ny faladiany sy ny hazo fisaka ary ny barany mbamin’ny andry.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nanangana ny tabernakely, dia nametraka ny faladiany sy nanangana ny zana-kazony, ary nampiditra ny barany sy nanangana ny andriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana ny tabernakely* i Mosesy; napetrany ny faladiany ary natsangany ny hazofisaka momba azy dia nampidiriny ny barany ary natsangany ny andriny.
malagasy
Ary Mosesy nanangana ny tabernakely, dia nametraka ny faladiany sy nanangana ny zana-kazony, ary nampiditra ny barany sy nanangana ny andriny.