Exodus 40:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novelariny teo ambonin’ny tabernakely koa ny lay ary nataony teo amboniny ny rakotry ny tranolay, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novelariny ny lay teo ambonin’ny Fonenana, ary nataony teo ambony ny firakotry ny lay, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia novelarina teo ambonin’ny fonena-masina ny lay, ary napetraka teo ambonin’io lay io ny sarona fiarovana, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary namelatra ny lay teo ambonin'ny tabernakely izy, ary ny firakotry ny lay nataony teo amboniny, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novelariny teo ambonin’ny tabernakely koa ny lay ary nataony teo amboniny ny rakotry ny tranolay, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Ary namelatra ny lay teo ambonin'ny tabernakely izy, ary ny firakotry ny lay nataony teo amboniny, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.