Exodus 40:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany amin’ny volana voalohany dia atsangano ny tabernakely na ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny Fonenana, ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny andro voalohany amin’ny volana voalohany no hasainao hatsangana ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia atsangano ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany amin’ny volana voalohany dia atsangano ny tabernakely* na ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia atsangano ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana.