Exodus 40:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandahatra mofo teo amboniny teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nalahany eo amboniny, teo anatrehan’i Iaveh ny mofo, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nalahatra teo amboniny ny mofo fanolotra ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandahatra mofo teo amboniny teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandahatra mofo teo amboniny teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Ary nandahatra mofo teo amboniny teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.