Exodus 40:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nametrahany ny lalampy, teo anatrehan’i Iaveh, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.