Exodus 40:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany tao an-trano lay fihaonana, anoloan’ny efitra lamba, ny ôtely volamena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba ny alitara volamena;
Malagasy Bible 1865
Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin'ny trano-lay fihaonana, teo anoloan'ny efitra lamba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba,
malagasy
Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin'ny trano-lay fihaonana, teo anoloan'ny efitra lamba;