Exodus 40:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nandoroany emboka, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nodorana teo amboniny ny vovo-javamanitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.