Exodus 40:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony teo amin’ny varavaran’ny tabernakely ny varavarana lamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony teo amin’ny fidirana amin’ny Fonenana ny varavarana lamba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsangana ny varavarana lamba teo am-pidirana mankao amin’ny fonena-masina;
Malagasy Bible 1865
Ary ny varavarana lamba dia nataony teo amin'ny varavaran'ny tabernakely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony teo amin’ny varavaran’ny tabernakely ny varavarana lamba.
malagasy
Ary ny varavarana lamba dia nataony teo amin'ny varavaran'ny tabernakely;