Exodus 40:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo kosa dia napetrany teo anoloan’ny varavaran’ny tabernakely na ny tranolay fihaonana, ary nateriny teo ambonin’io ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony teo amin’ny fidirana amin’ny Fonenana, amin’ny trano lay fihaonana, ny ôtely fanaovan-tsorona dorana, dia nanolorany ny sorona dorana sy ny fanatitra araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia napetraka teo anoloan’io fidirana io ny alitara fisoronana ary nodorana teo amboniny ny sorona dorana manontolo sy ny fanatitra vokatry ny tany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana dia napetrany teo anoloan'ny varavaran'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana; ary nateriny teo amboniny ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo kosa dia napetrany teo anoloan’ny varavaran’ny tabernakely na ny tranolay fihaonana, ary nateriny teo ambonin’io ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy