Exodus 40:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy ao ny vata misy ny Vavolombelona; dia ahantòny ny efitra lamba hanakona ny vata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hapetrakao ao ny fiaran’ny vavolombelona ka hokoboninao amin’ny lamba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no hametrahana ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ka ho takona ao am-badiky ny efitra lamba.
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy ao ny fiaran'ny Vavolombelona; dia ahantòny ny efitra lamba hanakona ny fiara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy ao ny vata misy ny Vavolombelona; dia ahantòny ny efitra lamba hanakona ny vata.
malagasy
Ary ataovy ao ny fiaran'ny Vavolombelona; dia ahantòny ny efitra lamba hanakona ny fiara.