Exodus 40:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny koveta dia nataony teo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ka nasiany rano ho fidiovana tao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany teo anelanelan’ny trano lay fihaonana sy ny ôtely ny tavy, dia nasiany rano ho fiafanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetraka teo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara ny kovetabe ho an’ny fidiovana, ary nofenoina rano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tavy dia nataony teo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka nasiany rano teo anatiny hanasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny koveta dia nataony teo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ka nasiany rano ho fidiovana tao anatiny.
malagasy
Ary ny tavy dia nataony teo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka nasiany rano teo anatiny hanasana.