Exodus 40:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo no nanadiovan’i Mosesy sy i Arona ary ireo zanany ny tongony aman-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanasa ny tanany sy ny tongony teo i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiasain’i Mosesy sy i Aharôna mbamin’ny zanany lahy izany mba hanasany ny tongony sy ny tanany.
Malagasy Bible 1865
Ary teo no nanasan'i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo no nanadiovan’i Mosesy sy i Arona ary ireo zanany ny tongony aman-tanany.
malagasy
Ary teo no nanasan'i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.