Exodus 40:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanarona ny tranolay fihaonana ny rahona, ary ny voninahitry NY TOMPO dia nameno ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny rahona nanarona ny trano lay fihaonana; ary ny voninahitr’i Iaveh nameno ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandrakotra ny Tranolay fihaonana ny rahona, ka nanenika ilay fonena-masina ny voninahitry ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahona nanarona ny trano-lay fihaonana, ary ny voninahitr'i Jehovah nameno ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanarona ny tranolay fihaonana* ny rahona, ary ny voninahitry NY TOMPO dia nameno ny tabernakely*.
malagasy
Ary ny rahona nanarona ny trano-lay fihaonana, ary ny voninahitr'i Jehovah nameno ny tabernakely.