Exodus 40:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy niakatra kosa ny rahona dia tsy niainga izy, mandra-piavin’izay andro hiakarany indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy niainga kosa izy ireo raha tsy niakatra ny rahona, mandra-pahatongan’ny andro niakaran’ny rahona indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy nihetsika ny rahona, dia tsy nifindra ry zareo fa niandry ny andro hiakaran’ny rahona indray.
Malagasy Bible 1865
fa raha tsy niakatra ny rahona, dia tsy nifindra izy, mandra-pihavin'izay andro hiakarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy niakatra kosa ny rahona dia tsy niainga izy, mandra-piavin’izay andro hiakarany indray.
malagasy
fa raha tsy niakatra ny rahona, dia tsy nifindra izy, mandra-pihavin'izay andro hiakarany.Fa ny rahon'i Jehovah dia teo ambonin'ny tabernakely nony andro, ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason'ny taranak'Isiraely rehetra, tamin'ny nandehanany rehetra.