Exodus 40:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento ny latabatra ka alaharo izay eo amboniny; ento koa ny fitoeran-jiro ka ampireheto ny jiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoentinao ny latabatra, ka halahatrao eo amboniny izay tsy maintsy hatao eo; hoentinao ny fanaovan-jiro dia hapetrakao eo amboniny ny lalampiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.
Malagasy Bible 1865
Ary ampidiro ny latabatra, ka alaharo izay halahatra eo amboniny; ary ampidiro ny fanaovan-jiro, ka ampireheto ny jiro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento ny latabatra ka alaharo izay eo amboniny; ento koa ny fitoeran-jiro ka ampireheto ny jiro.
malagasy
Ary ampidiro ny latabatra, ka alaharo izay halahatra eo amboniny; ary ampidiro ny fanaovan-jiro, ka ampireheto ny jiro.