Exodus 40:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo dia apetraho eo anoloan’ny tabernakely na ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonao eo anoloan’ny fidirana ao amin’ny Fonenana, ao amin’ny trano lay fihaonana, ny ôtely fanaovan-tsorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny alitara fisoronana dia hatao eo anoloan’ny fidirana ao amin’ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana;
Malagasy Bible 1865
Ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana dia apetraho eo anoloan'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo dia apetraho eo anoloan’ny tabernakely na ny tranolay fihaonana.
malagasy
Ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana dia apetraho eo anoloan'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana.