Exodus 40:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ny koveta dia asio rano ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hapetrakao eo anelanelan’ny trano lay fihaonana sy ny ôtely ny tavy, ka hasianao rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hapetraka eo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara kosa ny kovetabe fampiasa amin’ny fidiovana, ary hofenoina rano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tavy dia apetraho eo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka asio rano eo anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ny koveta dia asio rano ao anatiny.
malagasy
Ary ny tavy dia apetraho eo anelanelan'ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka asio rano eo anatiny.