Exodus 40:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia amboary ny kianja manodidina ka ahantòny ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatsanganao ny kianja manodidina dia hataonao amin’ny kianja ny vavahady lamba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsangana ireo temitry ny kianja manodidina ny Toeramasina, ary hapetraka ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana.
Malagasy Bible 1865
Ary amboary ny kianja manodidina, ka ahantòny ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia amboary ny kianja manodidina ka ahantòny ny vavahady lamba eo amin’ny vavahadin’ny kianja.
malagasy
Ary amboary ny kianja manodidina, ka ahantòny ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja.