Exodus 40:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia alao ny diloilo fanosorana ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, ary hamasino miaraka amin’ny fanaka rehetra momba azy ka ho masina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halainao ny diloilo fanosorana dia hohosoranao ny Fonenana mbamin’izay rehetra ao aminy; hohamasininao izy sy ny fanaka rehetra momba azy, dia ho masina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Halainao ny ilomasina fanokanana, dia hohosoranao ny tranolay masina sy izay rehetra ao anatiny; izany no hanokananao azy sy ny fitaovana rehetra momba azy mba ho voatokana.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny diloilo fanosorana, ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, dia hamasino izy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ka dia ho masina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia alao ny diloilo fanosorana ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, ary hamasino miaraka amin’ny fanaka rehetra momba azy ka ho masina izany.
malagasy
Ary alao ny diloilo fanosorana, ka hosory ny tabernakely sy izay rehetra ao, dia hamasino izy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ka dia ho masina izy.