Exodus 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ny mpampiasa ny olona mbamin’ny mpifehy azy ka niteny tamin’ireo hoe: Izao no lazain’i Farao: Tsy hanome mololo anareo intsony aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny mpampiasa ny vahoaka sy ny mpanoratra, ka nilaza tamin’ny vahoaka hoe: «Izao no lazain’i Faraôna: Tsy hanome mololo anareo intsony aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka ny lapa ireo lehiben’ny fanompoana sy ireo mpitandrin-draharaha ka nilaza tamin’ny Israelita hoe: –Izao no lazain’ny Farao: tsy hanome mololo anareo intsony aho.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ny mpampiasa ny olona mbamin'ny mpifehy azy ka niteny tamin'ny olona nanao hoe: Izao no lazain'i Farao: Izaho tsy mba hanome mololo anareo intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ny mpampiasa ny olona mbamin’ny mpifehy azy ka niteny tamin’ireo hoe: Izao no lazain’i Farao: Tsy hanome mololo anareo intsony aho;
malagasy
Dia nivoaka ny mpampiasa ny olona mbamin'ny mpifehy azy ka niteny tamin'ny olona nanao hoe: Izao no lazain'i Farao: Izaho tsy mba hanome mololo anareo intsony;