Exodus 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mandehana ianareo ka manangòna mololo any amin’izay hahitanareo any, ary ny fanompoanareo dia tsy hahena na dia kely akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ianareo no mandeha mitady mololo any amin’izay hahitanareo any; ary ny raharaha fanaonareo tsy handatsahana na dia kely aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo ihany no mandehana maka mololo ho anareo amin’izay ahitanareo any, kanefa tsy hisy hahena ny asa fanompoanareo.
Malagasy Bible 1865
fa mandehana ianareo ka manangona mololo any amin'izay hahitanareo, satria tsy hahena ny fanompoanareo na dia kely akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mandehana ianareo ka manangòna mololo any amin’izay hahitanareo any, ary ny fanompoanareo dia tsy hahena na dia kely akory aza.
malagasy
fa mandehana ianareo ka manangona mololo any amin'izay hahitanareo, satria tsy hahena ny fanompoanareo na dia kely akory aza.