Exodus 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niely manerana ny tany Ejipta rehetra ny olona mba hifako vodivary ho solon’ny mololo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely eran’ny tany Ejipta ny vahoaka, hifako bozaka hatao solo-mololo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niparitaka manerana ny tany Ejipta manontolo ny Israelita hanangona vodivary hatao mololo.
Malagasy Bible 1865
Dia niely eran'ny tany Egypta rehetra ny olona mba hifako vodivary ho solon'ny mololo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niely manerana ny tany Ejipta rehetra ny olona mba hifako vodivary ho solon’ny mololo.
malagasy
Dia niely eran'ny tany Egypta rehetra ny olona mba hifako vodivary ho solon'ny mololo.