Exodus 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpampiasa dia nandodona azy ireo hoe: Vitao ny asanareo, izay anjara fanompoana isanandro, tahaka ny fony mbola nisy mololo ihany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noporitin’ny mpampiasa nataony hoe: «Efao ny asanareo, izay anjara asa voafetra hatao isan’andro tahaka ny fony nanana mololo ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo lehiben’ny fanompoana kosa dia nandodona hoe: «Vitao ny asa takîna aminareo isan’andro, tahaka ny tamin’ny mbola nisy mololo ihany!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpampiasa nandodona azy ka nanao hoe: Vitao ny asanareo, izay anjara-fanompoana isan'andro, tahaka ny fony mbola nisy mololo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpampiasa dia nandodona azy ireo hoe: Vitao ny asanareo, izay anjara fanompoana isanandro, tahaka ny fony mbola nisy mololo ihany!
malagasy
Ary ny mpampiasa nandodona azy ka nanao hoe: Vitao ny asanareo, izay anjara-fanompoana isan'andro, tahaka ny fony mbola nisy mololo ihany.