Exodus 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lasa nitaraina tany amin’i Faraôna ny mpanoratry ny zanak’i Israely nanao hoe: «Nahoana ianao no dia manao toy izany amin’ny mpanomponao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankao amin’ny Farao ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nitaraina hoe: –Nahoana no dia ataonao toy izao izahay mpanomponao?
Malagasy Bible 1865
Dia nankao amin'i Farao ny mpifehy ny Zanak'Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin'ny mpanomponao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao?
malagasy
Dia nankao amin'i Farao ny mpifehy ny Zanak'Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin'ny mpanomponao ianao?