Exodus 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy omena mololo tsinona izahay mpanomponao, nefa mbola tenenina ihany izahay hoe: Ataovy ny biriky! Ary indro izahay mpanomponao foana no nokapohina nefa ny vahoakanao no diso!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy omena mololo akory ny mpanomponao nefa atao hoe: Manaova biriky, ka indro fa voakapoka ny mpanomponao, ary ny vahoakanao tonga diso amin’izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy omena mololo izahay kanefa asaina manao biriky ihany. Ary jereo fa nokapohina izahay mpanomponao, ka heloky ny vahoakanao izao!
Malagasy Bible 1865
Tsy omena mololo tsinona izahay mpanomponao, nefa mbola asaina manao biriky ihany; ary, indreto, izahay mpanomponao no kapohina, ka manota ny vahoakanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy omena mololo tsinona izahay mpanomponao, nefa mbola tenenina ihany izahay hoe: Ataovy ny biriky! Ary indro izahay mpanomponao foana no nokapohina nefa ny vahoakanao no diso!
malagasy
Tsy omena mololo tsinona izahay mpanomponao, nefa mbola asaina manao biriky ihany; ary, indreto, izahay mpanomponao no kapohina, ka manota ny vahoakanao.