Exodus 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, mandehana, tanteraho ny fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo, nefa ny anjara birikinareo dia mbola hovitainareo ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka mandehana miasa amin’izao tsy omena mololo ianareo; ary ny isan’ny biriky hatolotrareo dia tsy ovana akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, ndeha miasa fa tsy homena mololo intsony ianareo, nefa ny isam-biriky anjaranareo tsy maintsy homenareo ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, mandehana, ataovy izay fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo; nefa ny anjara-birikinareo dia mbola hatolotrareo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, mandehana, tanteraho ny fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo, nefa ny anjara birikinareo dia mbola hovitainareo ihany.
malagasy
Ary ankehitriny, mandehana, ataovy izay fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo; nefa ny anjara-birikinareo dia mbola hatolotrareo ihany.