Exodus 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitan’ireo mpifehy ny Zanak’Israely fa efa azon-doza izy noho ny nilazana hoe: Tsy hahenanareo ny isan’ny birikinareo amin’ny anjara fanompoana isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny mpanoratry ny zanak’i Israely fa efa mandry andriran’antsy izy, fa ilazana hoe: «Ny birikinareo tsy handatsahana, fa isan’andro dia ho latasy toraky ny fanao isan’andro ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’ireo mpitandrin-draharaha israelita fa tafalatsaka amin’ny kizo izy raha nilazana hoe: «Tsy hahenanareo ny isam-birikinareo, fa ny anjara fanao isan’andro ihany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'ny mpifehy ny Zanak'Isiraely fa efa azon-doza izy noho ny nanaovana hoe: Tsy hahenanareo ny isan'ny birikinareo amin'ny anjara-fanompoana isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitan’ireo mpifehy ny Zanak’Israely fa efa azon-doza izy noho ny nilazana hoe: Tsy hahenanareo ny isan’ny birikinareo amin’ny anjara fanompoana isanandro.
malagasy
Ary hitan'ny mpifehy ny Zanak'Isiraely fa efa azon-doza izy noho ny nanaovana hoe: Tsy hahenanareo ny isan'ny birikinareo amin'ny anjara-fanompoana isan'andro.