Exodus 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Farao: Iza moa NY TOMPO no hekeko teny ka hamelako ny Israely handeha? Tsy fantatro izay TOMPO ka tsy havelako handeha ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Faraôna: «Iza moa i Iaveh no hoekeko teny, ka handefasako an’i Israely handeha? Izaho tsy mahalala izay Iaveh, ka tsy avelako handeha i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Farao: –Iza moa ny TOMPO no hoekeko, ka handefasako ny Israelita handeha? Tsy fantatro IZY, koa tsy halefako handeha ianareo!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Farao: Iza moa Jehovah, no hekeko teny handefasako ny Isiraely? tsy fantatro izay Jehovah, ka tsy halefako ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Farao: Iza moa NY TOMPO no hekeko teny ka hamelako ny Israely handeha? Tsy fantatro izay TOMPO ka tsy havelako handeha ny Israely.
malagasy
Fa hoy Farao: Iza moa Jehovah, no hekeko teny handefasako ny Isiraely? tsy fantatro izay Jehovah, ka tsy halefako ny Isiraely.