Exodus 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa niala avy tao amin’i Farao izy ireo dia tafahaona tamin’i Mosesy sy i Arona izay nijanona niandry azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy nahita an’i Môizy sy i Aarôna, izay efa tao rahateo, miandry azy ireo hivoaka avy ao amin’i Faraôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa vantany vao nivoaka avy tao amin’ny Farao ry zareo, dia nandeha nihaona tamin’i Mosesy sy i Aharôna izay efa niandry azy rahateo;
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo dia nihaona tamin'i Mosesy sy Arona, izay nijanona niandry azy, raha avy tany amin'i Farao izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa niala avy tao amin’i Farao izy ireo dia tafahaona tamin’i Mosesy sy i Arona izay nijanona niandry azy.
malagasy
Ary izy ireo dia nihaona tamin'i Mosesy sy Arona, izay nijanona niandry azy, raha avy tany amin'i Farao izy;