Exodus 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatrizay nankanesako tao amin’i Farao mba hiteny amin’ny anaranao izay dia nahatonga loza tamin’ity firenena ity izy; nefa Ianao tsy nanafaka ny olonao akory!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatrizay nankanesako tany amin’i Faraôna hiteny amin’ny anaranao izay, ny vahoaka tsy itondrany roa intsony, nefa ianao tsy nanafaka ny vahoakanao velively akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hatramin’ny nankanesako tany amin’ny Farao niteny tamin’ny anaranao no nahatonga izao loza izao tamin’ny Israelita, ary ianao dia tsy mamonjy ny vahoakanao akory!
Malagasy Bible 1865
Fa hatrizay nankanesako tao amin'i Farao mba hiteny amin'ny anaranao izay, dia nahatonga loza tamin'ity firenena ity izy; nefa tsy namonjy ny olonao akory Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatrizay nankanesako tao amin’i Farao mba hiteny amin’ny anaranao izay dia nahatonga loza tamin’ity firenena ity izy; nefa Ianao tsy nanafaka ny olonao akory!
malagasy
Fa hatrizay nankanesako tao amin'i Farao mba hiteny amin'ny anaranao izay, dia nahatonga loza tamin'ity firenena ity izy; nefa tsy namonjy ny olonao akory Hianao.