Exodus 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjakan’i Ejipta taminy: Nahoana ianareo, ry Mosesy sy i Arona, no manakivy ny olona amin’ny asany? Mandehana any amin’ny asa fanompoanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpanjakan’i Ejipta tamin’izy ireo: «Nahoana ianareo, ry Môizy sy Aarôna, no mandrebireby ny vahoaka tsy hanao ny asany? Mandehana mankany amin’ny fanompoanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny mpanjakan’i Ejipta taminy: –O ry Mosesy sy i Aharôna, nahoana ianareo no manaketraka ny vahoaka israelita amin’ny asany? Mandehana ianareo mankany amin’ny asa fanompoanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjakan'i Egypta taminy: Nahoana ianareo, ry Mosesy sy Arona, no manaketraka ny olona amin'ny asany? mandehana any amin'ny fanompoanareo mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjakan’i Ejipta taminy: Nahoana ianareo, ry Mosesy sy i Arona, no manakivy ny olona amin’ny asany? Mandehana any amin’ny asa fanompoanareo!
malagasy
Ary hoy ny mpanjakan'i Egypta taminy: Nahoana ianareo, ry Mosesy sy Arona, no manaketraka ny olona amin'ny asany? mandehana any amin'ny fanompoanareo mafy.