Exodus 5:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa i Farao: Indro, efa maro ankehitriny ny olona eto amin’ny tany ka hampitsahatra azy amin’ny fanompoany va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Faraôna: «Indro efa be izao ny vahoaka eto amin’ny tany, ka hotadiavinareo hatsahatra ve ny fanompoany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny efa tonga marobe eto amin’ity tany ity ireo olona ireo, ka tianareo hitsahatra amin’ny asa fanompoany ve?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Farao: Indro, efa maro ankehitriny ny olona eto amin'ny tany, ka ianareo mampitsahatra azy amin'ny fanompoany mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa i Farao: Indro, efa maro ankehitriny ny olona eto amin’ny tany ka hampitsahatra azy amin’ny fanompoany va ianareo?
malagasy
Ary hoy koa Farao: Indro, efa maro ankehitriny ny olona eto amin'ny tany, ka ianareo mampitsahatra azy amin'ny fanompoany mafy.