Exodus 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io andro io ihany, i Farao dia nandidy ireo mpampiasa ny vahoaka sy ireo mpifehy azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany dia nomen’i Faraôna teny ny mpampiasa ny vahoaka sy ny mpanoratra nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’iny ihany dia nomen’ny Farao baiko ireo Ejiptianina lehiben’ny asa fanompoana sy ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany Farao nandidy ny mpampiasa ny olona mbamin'ny mpifehy azy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io andro io ihany, i Farao dia nandidy ireo mpampiasa ny vahoaka sy ireo mpifehy azy hoe:
malagasy
Ary tamin'izany andro izany Farao nandidy ny mpampiasa ny olona mbamin'ny mpifehy azy ka nanao hoe: