Exodus 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza omenareo mololo hanaovana biriky tahaka ny teo aloha intsony ny olona; izy ihany no aoka handeha hanangona mololo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza omena mololo hanaovam-biriky toy izay lasa izay intsony ny vahoaka, fa aoka ny tenan’izy ireo no handeha hanangona mololo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aza omenareo mololo toy ny taloha intsony ny Israelita amin’ny fanaovam-biriky, fa izy ireo ihany no aoka handeha hanangona mololo ho azy.
Malagasy Bible 1865
Aza omenareo mololo hanaovana biriky tahaka ny teo aloha intsony ny olona; fa izy ihany no aoka handeha hanangona mololo ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza omenareo mololo hanaovana biriky tahaka ny teo aloha intsony ny olona; izy ihany no aoka handeha hanangona mololo!
malagasy
Aza omenareo mololo hanaovana biriky tahaka ny teo aloha intsony ny olona; fa izy ihany no aoka handeha hanangona mololo ho azy.