Exodus 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny isan’ny biriky izay fanaony teo aloha dia mbola ampanaovy azy ihany fa aza ahenanareo; kamo mantsy izy ireo, koa izany no itarainany hoe: Aoka izahay handeha hamono zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitray!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ny biriky izay ampanaovinareo azy dia hitovy isa amin’ny nataony teo aloha, tsy hanalanareo na iray aza, fa kamo foana izy, ka izay no imenomenonany hoe: ‹Maniry te-handeha hanao sorona amin’ny Andriamanitray izahay.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny isan’ny biriky izay fanaony teo aloha dia takio aminy ihany fa aza ahenanareo, satria olona kamo ireo. Koa izany no itarainany handeha hanao sorona ho amin’ilay Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny isan'ny biriky izay fanaony teo aloha dia mbola hampanaovinareo azy ihany, fa aza ahenanareo; fa malaina izy, koa izany no itarainany hoe: Aoka izahay handeha hamono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny isan’ny biriky izay fanaony teo aloha dia mbola ampanaovy azy ihany fa aza ahenanareo; kamo mantsy izy ireo, koa izany no itarainany hoe: Aoka izahay handeha hamono zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitray!
malagasy